You are here: home > Vetso

Aino

Izy no Izy


Izy no tiako
ary efa mba niriako
izy no malalako
mba mikolokolo ny tavako,
raha mitomany izy, mitomahy aho
raha mirana izy, dia mirana aho.


Izy ny olotiako
sy efa niriako
izy no izy.
Izy no hasambarako.
Raha sendra izy no tsy eo
dia mitoloko sy mitomany izany fo,
satsia lavitra azy tokoa

Hevitra mandeha

endrika01 (02/07/2009 07:13:01)

Iza lay IZY akia ry Aino!

endrika01 (02/07/2009 07:13:14)

Iza lay IZY akia ry Aino!

Hametraka hevitra

Midira aloha