You are here: home > Vetso

al'fy

ravelonatoandro hasinavalona no tena anarako. teraka ny 18 martsa 1999, niaina ny zava_misy ka nampisy zava_misy hafa. tsy nisafidy ny ho poeta, ary tsy nankasitraka izany aza, angamba tsy nohariana ho izany, fa ny zavatra niainana no nahatonga ahy tsy afa_manda ny fanovana ny lalana voasoritra hizorako.

Hametraka hevitra

Midira aloha