You are here: home > Vetso

All (Alina)

Ratovomala Pasc'al S. mitondra ny solon'anarana hoe: "Alina" dia teraka tamin'ny 07 avril 1997. Fony izy kilasy 3e dia nankafy fatratra ny tononkalo nianarana tao andakilasy.Nisarika ny sainy hamoha ireo aingam-panahy miafina tao anatiny izany fitiavana izany ka nahatonga azy hizara sy hampita izany ato.

Hevitra mandeha

All (Alina) (07/06/2018 10:05:24)

Mety ho tsara!

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Nampiditra : All (Alina)
Daty : 07/06/2018
Mpamangy : 132
Mankafy : 1
Efa ankafizinao Esory