You are here: home > Vetso

andriary

Hevitra mandeha

nyeja (06/09/2004 14:41:08)

iza moa andriary ?
izy ilay lehilahy tomady sady ranjanana, raha ny bikany ivelany sy ny toetoetrany manokana dia azo lazaina fa ao aminy "ilay izy" , tsy dia be resaka ny lehilahy fa mitahiry sy miketrika aingam-panahy tsy hita noanoa, mpifanerasera izahay , saingy taty aoriana vao fantatro fa hay manana faniriana ho mpanoratra izy, hafaliana ho ahy ny manolotra azy anareo namana rehetra eto.

andriary (11/10/2005 12:40:33)

I Nyeja io be iflaza io an

Malalason (23/08/2006 09:26:19)

izahay kosa dia faly ampitsikiana mandray anareo na ilay mpanolotra , na ilay natolotra

Hametraka hevitra

Midira aloha