Hampiditra sary Nampiditra : ledada
Daty : 17/11/2006 09:33
Nijery : 3160
Tononkalo: 2 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

Anjariliva

Ts d tena haiko loatra ny momba azy, miangavy izay mahalala b b kokoa ny momba azy mba hanampy na hanitsy izay diso.
Mpikambana ao @ Faribolana Sandratra izy, Mpanentana sy mpanolotra fandaharana koa ao @ Radio don Bosco
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/anjariliva
Tononkalo ( 2)
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hevitra farany
harisonmahery14 ( 04/09/2014 15:19)
maniry hifandray amin'i Anjariliva aho, niaraka nanao atelier elaboration des materils IEC izahay tamin'ny 1996, misy traikefa tiako hifampizarana aminy izay notovozina nandritra izay 18 taona tsy nihaonana izany, raha azo atao ny manome contacte momba azy harisonmahery@gmail.com no adiresiko misaotra mialoha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0147