Nampiditra : alz
Daty : 21/11/2003 09:37
Nijery : 2489
Tononkalo: 3 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

Arison Jaha

Arison Jaha, mpanakanto mivoy ny soatoavina malagasy eo amin'ny sehatry ny fanantotoloana.
Manome revy degadegany maningotra fo. Mampihomehy sady mampitomany.
Mino ny fisian'ny fanahy. Miezaka hampifandray ny samihafa. Eo anelanelan'ny setroka sy rano.
Am-pitiavana ngeza mateza.
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/arison-jaha
Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0135