You are here: home > Vetso

ArYVelonA

Mankafy sy mivohy ny rima malagasy aman kolotsaina sy ny fahendrena malagasy.

Mirima mizara sy maniry hampialavoly ary hitondra ny hanatra ny fiaramonina ary indrindra indrindra hampita ilay fihetseham po lalina nipoiran'ireo tononkalo ireo.

Ny tono tsy hikalo
Ny kalo tsy hanona
Fa ny fo zay efa serina
No hanonona sy hikalo
Ny ventinkevitra ato anatiko
Ny fo natselatry ny hafo

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Nampiditra : ArYVelonA7
Daty : 05/01/2018
Mpamangy : 88
Mankafy : 1
Efa ankafizinao Esory