Hampiditra sary Nampiditra : tsinjoh21
Daty : 27/10/2015 18:08
Nijery : 1178
Tononkalo: 1 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

Ayan T

Teraka ny 14 Sept 1999 tao Befelatanana
Nianatra tamin'ny sekoly tsy miankina tany soavimasoandro ny taona 2002 ka atramin'ny taona 2013 ary nanoy ny fianarany tao amin'ny lycée J.J. Rabearivelo
Nanomboka nanao asa soratra ny taona 2012
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/ayan-t
Tononkalo ( 1)
Antsantononkalo
Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0137