Nampiditra : bobramanamiravaka
Daty : 10/02/2016 14:49
Nijery : 1694
Tononkalo: 12 Jereo eto
Mankafy : 1 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

Bob Ramanamiravaka

Teraka tamin'ny 15 Jolay 1993 tao Fenoarivo ( distrikan' Anosibe An'Ala) .
Ray :RAMANANASY (efa maty 2009 ) , mpitsabo mpanampy
Reny:RAZANAMALALA MIASA , mpamboly

Nandray anjara tanin'ny fifaninana tononkalo nampanaovin'ny fanjakana tamin'ny volana Jona 2015 , ary nahazo ny loka voalohany . ary manana rahalahy iray (1) ary anabavy valo (8) .
Mipetraka ao Ambositra , nahazo ny mari-pahaiana baccalauréat tamin'ny taona 2015 .
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/b.-ravaka
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0151