Nampiditra : cedrictolojanahary04
Daty : 31/05/2019 16:08
Nijery : 1505
Tononkalo: 24 Jereo eto
Mankafy : 1 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

cedric tolojanahary

Miarahaba antsika rehetra tompoko!

Cedric tolojanahary no anarako,
22 taona aho,teraka tamin'ny 01octobra 1998.
Tao amin'ny kaominina ambohitompoina.
Distrika An'ANTANIFOTSY,Faritra vakinankaratra ny tenako.
Ary mipetra eto amin'ny renivohitry betsimisaraka(TOAMASINA)
Poeta aho,izay mitondra ny solon'anarana hoe:ANTSONY FANAHY.
Nanomboka ny taona 2016 aho no nanoratra tonokalo voalohany.
efa maro ireo asa-soratra efa nosoratako.
Ary ny tonokalo tena tiako indrindra tamin'ireo nosoratako dia ilay mitondra ny loha-teny hoe: "Vovoka"
Isany nanamarika ny fiainako manokana io tononkalo io.

Ny mpanoratra tiako indrindra dia,ny tonokalon'i Rado.
Mitondra ny loha-teny hoe: "Hafatra"


Misaotra antsika rehetra naharitra namaky hatramin'ny farany...
Dia manantena antsika mpankafy sy mpamaky ny tonokalo malagasy mba hitia hatrany ny kolon-tsaina maha malagasy antsika.

Araho hatrany eto amin'ny vetso.serasera.org ireo tonokalo rehetra.
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/cedric-tolojanahary
Hevitra farany
lantoratsida ( 17/11/2020 14:15)
Miarahaba anao Cedric.
Mahafinaritra ny kantonao.
Misy boky hosoratako izay ka afaka indramiko ve ity tononkalo hoe "ny fahazazako"?
Mankasitraka indrindra ary mirary soa hatrany.
Lanto RATSIDA ( hita amin'ny fesiboky)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0157