Hampiditra sary Nampiditra : naivokarenjy
Daty : 29/10/2010 11:12
Nijery : 2375
Tononkalo: 3 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

Charles And de Stella

Andrianjafintrimo Charles na Charles And de Stella dia mpanoratra manana ny lanjany tokoa teo anivon'ny HAVATSA UPEM. Anisan'ireo mpikamba namorona io fikamnbanana rahateo izy tamin'ny fahavelony.

Efa nikoriana tao amin'ny asan'ny fikaroana satria dia ireo raibeny, nenitoany ary ny rainy dia saika mpanoratra avokoa.

Fa iza moa i Charles And de Stella?
Teraka tamin'ny taona 1911 tao Avaratr' anjoma tao Antananarivo ny lehilahy. Zanak'i Andrianjafintrimo Edouard na Stella izay mpanoratra malaza teto Madagasikara, mpikambana sy mpitarika ny V.V.S 1915, sy Rasoamanantena. Zafinkelin'i Rasahenolahy lehiben'ny zazamarolahy sy mpitsara tamin'ny vanim-potona fahagasy izy.
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/charles-and-de-stella
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hevitra farany
welie ( 13/04/2011 15:54)
Soa fa mahalala azy ahy zany koa.... ;)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0138