You are here: home > Vetso

DadaRabe

DadaRabe, na RABE Andriamanarivo Paoly
Mpanoratra mivahiny any atsimon'i Frantsa any.
Namoaka boky: "Dia nisy ny mazava"
Raha mitady ny asa-sorany ianao dia ataovy ao amin'ny google ny teny "DadaRabe" fa be ny site misy ny asany.
Maro ireo gazety na radio na eto Madagasikara na any ivelany efa namoaka ny sangan'asany (Tribune, Lakroa, feon'Imerina, Teny fiainana USA, Malagasy Bordeaux, Radiomada Bordeaux, Radio eto Iarivo, radio dialogue, sns...)
Dokotera Psychiatre sy Anthropologue.
Assistant Sp

Hevitra mandeha

bazoly (10/04/2004 08:49:50)

hita ho olona efa matianina @ fanoratana ianao mahafinaritra fa tohizo hatrany bazoly

doum (27/07/2005 22:09:48)

tsara be ny tononkalo nao
afaka mahazo ny bokinao ve aho
tena tsara ny tononkalonao
ka raha mety re tompoko dia mba lazao ahy hoe aiza no mety hahazona ny bokinao na ny sangan'asanao izay vita boky

DadaRabe (01/08/2005 15:42:45)

Andraso efa lany daholoireo boky fa teneniko ianao raha vao mahavita indray.
Izay Doum à!
DdRb

Hametraka hevitra

Midira aloha