You are here: home > Vetso

endrika01

   Miarahaba ny namana ato amin'ny vetso tononkalo.
   ny anarana hoentiny mpanoratra moa izany dia  efa
   fantatry ny namana amin'ny pseudo "endrika01"
   azo antsoina  koa hoe  R.F.E Mahefa Nirina


Monina ao aminy faritanin'Antananarivo,mila ravinahitra
aty lavitra aty.Nanomboka namorona tononkalo tamin'
ny taona 1994 ,ny tononkalo noforoniko voalohany tamin'izany
dia lay tononkalo nampitondraiko ny lohanteny hoe:

                           FANIRIKO

Maro be ireo mpanoratra fa ny notsongaiko tamin'izy ireo,
zany hoe tiko kokoa dia i RADO,tiko doly ny tononkalony ,
indrindra ireo navadika ho hira!
Efa nandray anjara taminy famaranana ny taom-pianarana,
dia efa nandray anjara koa ,taminy mariazy, ny fandraisana
ny CONSUL DE MADAGASCAR AU LIBAN.Mety tsy hijanona hatreo
raha toa ka tsy mety ho lefy ilay vetsom-po anatiko ao!

            


Hametraka hevitra

Midira aloha