You are here: home > Vetso

FahNamby

RAHERINAMBININA Fahendrena no tena anarany.
Teraka tamin'ny 20 martsa 1996 tao Ambohidrabiby.
Monina ao Kelifaritra kaominina Ambohidrabiby TanĂ  Avaradrano.

Zanak'i Rakotoarimanana Heriniaina
sy Ravoangiarimanana soalalaina.

Nanomboka nanoratra ny taona 2013
Fa ny taona 2016 vao nanomboka nifototra tamin'ny fanoratana, ary tsy namoaka ireo tononkalo talohan'ny taona 2016.
    Misy ihany ireo navoaka fa vitsy dia vitsy.

TARAKEVITRA:
-Fahafatesana
-Alahelo
-Fitiavana
-Tanindrazana sy Teny Malagasy

TENY FILAMATRA:
"Asandratro ny Teniko, arindrako ho kanto."

Hevitra mandeha

RFahendrena (28/08/2017 18:00:55)

"Asandratro ny Teniko, arindrako ho kanto."

Hametraka hevitra

Midira aloha