Hampiditra sary Nampiditra : heri't mick
Daty : 14/08/2017 11:36
Nijery : 753
Tononkalo: 1 Jereo eto
Mankafy : 1 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

herit mick

RANDRIANARISOA Heritina Mickael no tena anarany. Avy any Tankafatra (Ambohimiadana Andramasina) no fiaviany.Teraka tamin'ny 09 avril 1999 izy.
- Tamin'ny sekoly katolika hatrany no nianarany.
- Efa tamin'ny faha-10 taonany izy no nanomboka nanoratra, saingy tsy mbola voarakitra izany.
- Anisan'ny tena ankafiziny fony fahazazany NY resaka zava-kanto: toy NY sary, soratra, hira,...
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/herit-mick-1
Tononkalo ( 1)
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0138