You are here: home > Vetso

IaroMalala

...Indray alin'ny ririnina,nianjadian'ny hirifiry,tao anaty efitrano sy ny haizim-panembonana no nahatsapako fa "singana aho ary tsy nanan-kitarainana".Ka teo indrindra no nitsiry ilay hevi-misavovona ny ho tonga sy ho mpanoratra Tononkalo malagasy!Tena Malagsy!.

Fanampiny sy anarana: Ery RAFANOMEZANTSOA
Teraka tamin'ny: 08 oktĂ´bra 1987
Tao: Amparatanjona - Anjozorobe
Toerana fonenana: Talatamaty


Nanomboka nanoratra tamin'ny taona 2002.

Hafatra: "Malagasy aho-Malagasy toa Anao,
              Ka 'ndao isika ho vonona .......
              Ho Malagasy Tsotr'izao!"  

Hametraka hevitra

Midira aloha