You are here: home > Vetso

Iony

Tovovavy  mbola mpianatra aho.Ny fialam-boly tiako indrindra dia ny mihira. Mba manandrana manoratra aho fa tsy dia manana aingam-panahy loatra nefa manantena aho fa mba misy horaisinareo ihany ny asa soratro. Raha misy fanehoan-kevitra tianareo ambara dia vonona aho ny handray izany fa dia misaotra mialoha.

Hevitra mandeha

hasiniony (10/11/2011 18:44:39)

Iony ah, za koa tena tsy manana an'izany aingam-panahy zany! Fa ny teneniko andri fotsiny de zao: "ny zavatra rehetra dia azo sainina avokoa, ary izay voasaina diamisy"!!! Mahereza fa tsy maintsy mahita fahafinaretana ao anatin'ny soratra tsika eh...

Hametraka hevitra

Midira aloha