You are here: home > Vetso

JERY

RAKOTOMALALA Tsiriniaina Landry
Teraka ny:30 Jolay 1996 tao Antsirabe
Ray:RAKOTOMALALA Honoré
Reny:RASOANDRINA Aimée Charline

Mitondra ny solon'anarana "JERY" izay fanafohezan-teny:
"  Jiro mitsilopy
   Erikerika manify
   Renao mandrotsirotsy
   nY anatinao manontolo "

Efa maro ny tononkalo efa navoaka ary ankoatra ny hita ato dia misy koa ao amin'ny fesiboky "page: Tononkalon'i JERY

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Nampiditra : landryjery
Daty : 25/05/2015
Mpamangy : 545
Mankafy : 1
Efa ankafizinao Esory