Kally (Ikala)
Hevitra mandeha
ntsoans (20/11/2005 11:49:02)
tena tsy ratsy ilay aingampanahy
kaiah (10/01/2006 20:28:03)
fa iza no nampiditra anai e enao sa za ?????????????
fily (26/02/2006 09:30:06)
ilay tonokalo nampidirin'i FILY toa lasa i kally indray no lasa eo @ mpanoratra ka mba hitsio kely re tompoko aza fady indrindra e!
misaotra mialoha
murio (26/05/2009 22:28:37)
Manahoana ianao,
i Raozigasy dia manana tetik'asa mahafinaritra ka te hifampizara izany aminao. Misaotra tompoko.