Nampiditra : Maintsondratra
Daty : 22/06/2016 05:08
Nijery : 2013
Tononkalo: 3 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

Diavolana Sambatra

Razafindrasambatra Aurélien no tena anarany teraka tamin'ny 17 jolay 1998 tao Tambohobe Fianarantsoa.
Nanomboka nanoratra ny taona 2010.
Kilasy famaranana amin'izao.
Eo amin'ny asa soratra dia roa ny solon'anarana oentiny: Diavolana Sambatra eo amin'ny tononkalo vokatry ny fihetsehan-tsaina,RATRA kosa eo amin'ny sehatry ny fikalona ny zava-boahary.
Anisany asa soratra nanosika azy hanoratra ny asa soratr'i JJR,TANICUS,RADO ireo ihany koa no mpanoratra ankafiziny ary eo tsy hadino ihany koa i zoky be Aina Nirina
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/maintsondratra
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hevitra farany
Maintsondratra ( 12/07/2016 19:34)
Aurél'un Andrin'tiany n anarak am fb!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0097