You are here: home > Vetso

Momo Jaomanonga

Zanaky ny tapany avaratry ny nosy any i Momo ary isan'ireo mitondra avo ny kolontsaina malagasy sy nentin-drazana avy amin'iny faritra iny.
Efa nahatafavoaka boky amboaran-tononkalo iray izy : "Taratasin'ny zaman'i Jao", mitantara ny fiainan'i zaman'i Jao lasa nifindra monina any Mayotte.

Vakio : http://vaovao.org/mg/news/karibo-anarĂ´-fa-zamani-jao-hitondra-koragna

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Nampiditra : ikalamako
Daty : 07/04/2019
Mpamangy : 102
Mankafy : 1
Efa ankafizinao Esory