Nampiditra : nivaliantsoa
Daty : 23/09/2015 14:49
Nijery : 1329
Tononkalo: 1 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

Nivaliantsoa

RAVAKASOAMANANA Tsilavina na Nivaliantsoa eo amin'ny sehatry ny kanto. Teraka ny 29 Febroary 1996 tao Fianarantsoa.Mbola mpianatra, manjohy ny sampam-pianarana ho mpitsabo , ary mpiray Faribolana Sandratra Fianarantsoa.
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/nivaliantsoa
Tononkalo ( 1)
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hevitra farany
nivaliantsoa ( 09/07/2017 12:03)
Penina ny angadiko,
diariko ny taniko.
Ny bainga izay avadiko?
Ianao ry teny mamiko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143