You are here: home > Vetso

Ny Tsiaro

Ranaivoaritsimba Ny Tsiaro Elihangy no tena anarana ary teraka tamin'ny 6 Aogositra 1991.
Mpankafy an'i Rado sy Ny Eja ary ny ankamaroan'ny tononkalo dia miresaka fitiavana.
Vehivavy "sentimentale" be!

Hametraka hevitra

Midira aloha