Hampiditra sary Nampiditra : elysefitia
Daty : 27/08/2018 09:07
Nijery : 539
Tononkalo: 0 Jereo eto
Mankafy : 1 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

NyAina Elysé Antson'ny fitia

MAMINIAINA Elysé no tena anarany.teraka tamin'ny 20 desambra 1998 tao soavinimerina,fenoarivo(Antananarivo)izy.16taona izy no nanomboka nanoratra
NY fitiavany vaky boky Malagasy(Anganon'Ntaolo,tantara foronina,tononkalo...)NY fanolokoloan'ny fiatahamonini nanodina azy handalina sy hitia NY teny malagasy,NY. trangam-piarahamonina(fitiavana,alahelo,ranomaso)... ireny no nanosika azy hanortra
Na dia(series scientifique)aza izy dia tsy tsy nanary velively NY maha Malagasy azy.

tsikitsiky no manenika NY fiainany.eny Na dia EFA tezitra aza indraindray dia tsy afaka aminy NY endrika miramirana,any miteraka fahadisom_pijerin'ireo olona manoloana azy....


NY sekoly noanarany:
tao @ EPP Merimitatra izy hatramin'ny nahafahany CPE
NY taona 2012-2015:tao @CEG Fiadanana
2015-2018:lycée ambohitrimanjaka.

ASA akoatran'ny maha mpanoratra azy:
Athlétisme FFFB,...
NY fialam_boliny:
milalao foot ball,hosodoko,milomano,TV,mihaino tantara amin'ny haino amanjery....
MT:Mbola be ireo tantarany tsy voasoratra ato,...
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/nyaina-elys-antsonny-fitia
Tononkalo ( 0)

Tsy misy tononkalo hita.

Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0123