You are here: home > Vetso

Oully

Hevitra mandeha

hery (02/10/2003 21:01:12)

Merci oully niditra ho mpanoratra ato... hay enao kou manantalenta fa nanafina :)
Misaotra manokana tamin'ilay firariantsoa ho an'ny serasera.org dia tamin'ilay oroka mamy be. Valiana mamy be kou.

Oully (04/10/2003 13:41:46)

Onnsseeeee enao eh. Mer'siiii

lanto (10/10/2003 00:27:37)

Ntsôôô ! Mahafine kah ! Dia misaotra an'i Oully namehy an-tononkalo sy oroka (mamy be :) izay ataoko fa tian'ny maro hambara ihany koa !

Hametraka hevitra

Midira aloha