Poezita
Sokitra mainty,vongam-panahy mainty maitso volo...
Sangany nitanana penina kanefa te anefy ireo litera ho To toy ny sokitr'ireo kalaza fotsy volo !
Ho henti-kalo,anti-kalo...!