You are here: home > Vetso

RAFENOMANANTSOA SANTATRA

-RAFENOMANANTSOA Santatra Ny Aina Alfa  no tena anarany
-teraka tamin'ny 01 jolay 1993 tao merinavaratra
-Zanak'i Rafenomanantsoa (rainy) sy Vololonirina Simone (reniny)
-nampanoratin'ny fiainana sy ny talenta
-nakorinan'ny ra tao anaty
-mitolona ho poeta hoan'ny tanindrazana
-Solon'anarana: Ramandrongony An'habakabaka
-Tafiditra tao amin'ny Faribolana Sandratra Fianaratsoa ny 01 aprily 2017
-Sekoly nianarany: EPP Merinavaratra
-CEG Anjanadoria (BEPC)
-Lycee Mahitsy (BACC serie A1)
-Ny asa soratra tena kanto dia izay farany tsy misy mpankafy (eritreriny)
-Hafatra: aza vetavetaina ny teny malagasy
-Raha mbola velon'aina aho dia tsy maintsy manoratra
-Ny soratra no malalako
-MPIKAMBANA AO AMIN'NY OMDA(mitahiry asa soratra maro any)



Hevitra mandeha

rafenomanantsoasantatra (25/08/2016 21:58:10)

Hanoratra aho ho vatsy,ho entinao mamakivaky,ka dia mazotoa re mamaky,ny aiko tsy maintsy hanam-petra fa ny soratro no mitoetra.

Hametraka hevitra

Midira aloha