Nampiditra : ramandrongony.anhabakabaka
Daty : 25/11/2017 15:32
Nijery : 2312
Tononkalo: 9 Jereo eto
Mankafy : 1 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

SANTATRA RAFENOMANANTSOA

.RAFENOMANANTSOA Santatra Ny Aina Alfa no tena anarany

.Teraka tamin'ny 01 Jolay 1993 ny tenany tao MERINAVARATRA

.Zanak'i RAFENOMANANTSOA sy i VOLOLONIRINA Simone

.Sekoly Nianarany:
.EPP MERINAVARATRA
.CEG ANJANADORIA
.LYCEE MAHITSY

-Niditra ho mpikambana tao amin'ny FARIBOLANA SANDRATRA Fianarantsoa ny tenany tamin'ny 01 aprily 2017

.Niara-nanao fandaharana Bitsika ho anao izay vokarin'ny Faribolana Sandratra Fianarantsoa isaky ny alahady tolakandro

.Efa namoaka boky niaraka tamin'ny Sandratra Fianarantsoa ihany koa ny tenany izay mitondra ny lohateny hoe NOFY anaty boky fitia maroloko

.Teraka tao am-ponja famarotany ny aingany tany Fianarantsoa ny taona 2016

.Ny asa soratra tena kanto aminy dia izay farany tsy misy mpankafy

.Mbola miaina ve hono ianao rehefa maty hoy ny eritreriny?

.Mila manana toe-tsaina mitondra makany amin'ny fampandrosoana hono isika raha te anana firenena vanona

.Raha te hamaky ny tononkalony ary ianao dia manasa anao hitsidika ny vetso serasera
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/ramandrongony-anhabakabaka
Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0148