You are here: home > Vetso

Ramiadanarivo fetraniaina

Teraka t@ 1 novembre 1998,monina ao ambodiafotsy commune ampitatafika,nanomboka nanoratra tononkalo ny kilasy faha10. Ny fotoana voalohany nanoratako tononkalo dia ny taom-pianarana 2015,mikasa ny hanoratra tantara foronina sy hain-teny ary ireo asa soratra hafa rehetra

Hevitra mandeha

ulquiorrafetraniaina (03/08/2015 06:31:43)

Zava-kanto malagasy ny tononkalo ka andrandraiko satria fanananako ka mahatonga ahy hilaza hoe : "tiako ianao ry gasikara tanindrazako "
Ny antony voalohany nanoratako tononkalo dia nahita mpiara-mianatra nanoratra ka mba nanandrana nanoratra,rehefa izany dia nazoto namaky tononkalo-na mpanoratra maro ka nahavita namorona araka ny hevitro manokana.

Hametraka hevitra

Midira aloha