Hampiditra sary Nampiditra : rfjo
Daty : 28/07/2006 04:42
Nijery : 2166
Tononkalo: 5 Jereo eto
Mankafy : 1 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

rfjo

rfjo dia fanafohezana ny anarako:
r= RANDRIAMANANTENA, f= Fidimanantsoa, jo= Jocelyn.
Teraka tamin'ny faha 20 oktobra tamin'ny taona 1977; marihana fa tsy nianatra manokana momba ny hai-teny, fa mba talenta nomen'Andriamanitra izay isaorako betsaka Azy.
Mba hikolokoloana ny zava-kanto rehetra, dia tsy tokony ampiasaina hitadiavam-bola, avadika ho tonon-kira, ny kanto rehetra izay voasoratra eto raha tsy mahazo alalana avy aty amin'ny mpanoratra!
Dia misaotra anareo sahady manome voninahitra ny kanto!
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/rfjo
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0138