Hampiditra sary Nampiditra : MBOOLA
Daty : 09/02/2006 07:00
Nijery : 1589
Tononkalo: 1 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

SamaritanaTF

IANAO TSY METY TIA

Torovandrovana ny saiko
Toa mijaly koa ny foko
Tsy mety azoko ny aiko
Noho ireo alahelo izay misoko

Nakorisako ny peniko
Mba hanambara ilay fitia
Narindrarindrako ny teniko
Nefa ianao tsy mety tia
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/samaritanatf
Tononkalo ( 1)
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0133