Nampiditra : delmote
Daty : 31/10/2015 11:27
Nijery : 1684
Tononkalo: 4 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

Samaritanina

Christian no tena anarany. Nisafidy ny solon'anarana "Samaritanina" izy satria te haneho sy hizara fitiavana amin'ny mpiara-belona amin'ny alalan'ny asasoratra. Tsy mpanoratra fa mpankafy asasoratra indrindra ny tononkalo ny tenany hany ka mba mianatra manoratra. Tononkalo mifantoka sy mampiaina ny zava-misy marina eo amin'ny fiainana no tena ankafiziny fa tsy ilay mitory nofinofy sy mampientana ny fo fotsiny nefa tsy azo saintsainina na ampitahaina amin'ny zava-misy akory.
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/samaritanina
Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0171