You are here: home > Vetso

samiir lien'ju Rafaralah

Rakotonindrina julien,no tena anarako, teraka ny faha 28 ny volana febroary 1993 tao antsirabe aho,ary faha 3 amin'ny farany aminay 9 mianadahy,tsy dia nandia fianarana firy aho satria teo amin ny taona faha 9 aho dia efa nijanona nianatra.Ny Ray amdReniko moa dia olona sahirana satria dia mamboly sy miompy miampy fanaovan-trano mba fivelomanay, mbola kely aho dia efa naniry ny anandratra avo ny kolontsaina malagasy na ny literatiora izany! nanomboka teo amin ny faha 19 taonako anefa aho vao tena afaka nanoratra... anisan'ny mpanoratra tena akafiziko i DOX sy JEAN NARIVONY,ary mba faniriako ny mba ho lasa mpanoratra matihanina toa azy reo.      

Hametraka hevitra

Midira aloha