You are here: home > Vetso

SANDRATRA

ny fiainana

Hevitra mandeha

mimi62 (16/11/2005 12:42:55)

Sandratra no anarany toy izao ny tantarany sy ny momba azy

tovovavy iray izay tsy mba miavona no sady tsotra kely izay.Mandefitra foana na dia efa mafy aza ny manjo azy toy ny....Indraindray aza dia misy mihitsy ny miteny azy hoe aza dia diso sariaka loatra indray sy ny sisa maro hafa koa e! sady izy raha teo be vanivany izay ihany
no tia mananihany sy be vazivazy.

Pynnokio (14/03/2006 16:12:27)

Hotran'ny milay ihany

Rhayman (30/11/2017 15:47:53)

Mafinaritra Ahy Ianao

Hametraka hevitra

Midira aloha