You are here: home > Vetso

SARONDRAHONA RAMBOLAMANANA

teraka ny 13 martsa 1980 tao Ambatomanoina
Mpikambana ao amin'ny FARIBOLANA SANDRATRA Antananarivo
Mbola tsy manambady
Asa atao : BEN

Hevitra mandeha

sejianis (07/06/2004 11:31:04)

tiako homarihina manokana eto ny fahaizan'io mpanoratra io izay nambabo ahy.Mahatsiaro ho mbola mpianatra aho eo anatrehany!M%andrisika azy hazoto hatrany mba ho reharehan'ny kanto malagasy!
Mahorani

sarondrahona (14/06/2004 08:30:47)

Tsy nanoratra afa -tsy izay fantatro aho, ary tsy nilaza afa-tsy ny zava -misy, kanefa nandresy an'ise. Misaotra amin'ny vononkazo e! Enga anie!!!

Malalason (23/08/2006 09:05:22)

Izy io zany an dia zandry malalan'ny zoky tsy foiny
Any @zany Beronono izany no tananany mahafinaritra be any fa mampisy haingam-panahy be dia be ny tontolo iainana...dia mba faly aho raha ho any koa ianao
Tongava soa ary
Malalason

elysa (05/02/2008 12:57:06)

makahery anao mba hilofo sy hamorona ny tsaratsara hatrany mba hampazotony mpamaky mahereza e!

Hametraka hevitra

Midira aloha