You are here: home > Vetso

Tahiry Andry Lafatra

Zaza vao miana_mamindra eo amin'ny sehatry ny tononkalo.ANDRIANANTENAINA Tahirimalala no tena anarako; TAL kosa na Tahiry Andry Lafatra(FACEBOOK) no ahalàlana ahy aty anaty asa soratra na Nofy Ny Fitia(SERASERA MALAGASY).Teraka tamin'ny 4 febroary 1996 tao Ambohibary Sambaina Antsirabe II

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Nampiditra : Nofy Ny Fitia
Daty : 26/03/2016
Mpamangy : 1023
Mankafy : 1
Efa ankafizinao Esory