Hampiditra sary Nampiditra : taratriniaina
Daty : 21/07/2004 04:24
Nijery : 2871
Tononkalo: 6 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

taratriniaina

Tsy hoe efa sangany akory ny tenako fa saingy kosa tia mampiteny ny penina izay eto am-pelan-tanako ary koa mindrana ilay taratasy fotsy hanehoako ny tsiambaratelon'ny saina sy foindindra ny fanahy Ka izy ireo no fanirako raha sendra mandronjy ahy ny elanelan-tany na koa misamboaravoara ny fon'ny olona iray mitempo fitiavana na ny mitovitovy amin'izany ,eny indrindra ny mifanohitra amin'izanyaza
Ny hoe mombamombahy dia tsy mbola azoko faritana loatra satria na dia izaho aza dia tsy mahalala hoe "iza moa izaho izay manoratra "ny azoko antoka nefa dia gasy mitovy aminao aho ,olona mitovy aminao ihany koa ;ka ny zava-miafina raketin'ny teny hoe "gasy aho"na ny "izaho" no tsy ahatakarako ny tena mombamomba ahy
Misaotra anao mamaky ny mombamomba ahy
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/taratriniaina
Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0139