Nampiditra : tsanta mikanto
Daty : 09/06/2015 12:49
Nijery : 1992
Tononkalo: 23 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

Tsanta MIKANTO

Zazalahy,RANAIVOHARILALA Tsanta Mahefasoa no tena anarana.Teraka tamin'ny 10 jona 1996,tao Sadabe Manjakandriana.Nanomboka nanoratra ny taona 2006.Tia ny teny Malagasy ary taona faharoa,miofana ho mpampianatra taranja Malagasy ao amin'ny ENS(Ecole Noramale Superieure) Ampefiloha amin'izao fotoana izao,ary mikasa hanao "memoire" literatiora rehefa hamita fianarana.Mpikambana OMDA.
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/tsanta-mikanto
Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0115