You are here: home > Vetso

Tsy Avahana

Mpanoratra iray hitako ao amin'ny Facebook. Manana talenta tokoa ary mikasika ny zava-misy avokoa ny tononkalo avoakany. Tahaka ireo mpanoratra malaza ato amin'ity takelaka ity (JJ Rabearivelo, Dox, sns) dia hapetrako ato ihany koa ny tononkalo izay avoakany ao amin'ny Facebook.

Misaotra hatrany Tsy Afahana

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Nampiditra : hery
Daty : 11/07/2016
Mpamangy : 1111
Mankafy : 0
Ankafizo