You are here: home > Vetso

VINA

RAKOTONIRIANA Edmond, izay fantatra amin' ny solon' anarana hoe: " VINA ". Teraka ny 30 septambra 1995 tao Tanjombato. Zana-dRAZAFINDRAKOTO  Edmond sy  RASOARILALAO Denise.

Mpikambana ao amin'ny havatsa upem sy tsanta. manoratra tononkalo sy angano ary arira.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Nampiditra : SandratraIdealy
Daty : 23/12/2015
Mpamangy : 391
Mankafy : 1
Efa ankafizinao Esory