You are here: home > Vetso

Vonjisoa Andjanirina

Ny Fianany:
     RANDRIANARIMANANA Vonjisoa Raphael no tena anarany.Teraka tamin'ny 24 oktobra 2001 tao Sabotsy Manjakavahoaka Andramasina izy.Zanak'i Ralantoniaina sy Randrianarimanana.

     Nianatra tao amin'ny CEG Manjakavahoaka izy ny taona 2011 ka hatramin'ny 2016 ary nanohy ny fianarany teny amin'ny lycĂ©e VOHITSARAHASINA

  Ny Fiainany Kanto:
    Vao 16 taona izy dia efa nanomboka nanoratra, ny tononkalo no tena nanavanana azy, misy ihany anefa ireo sombitantara vitsivitsy.Izy dia mankafia ireo mpanoratra toa andr'i J.J.R.,RADO,Jean NARIVONY,sns.Ny fitiavana, ny alahelo, ny fahadisoampanantenana no tena fivetsony,ohatra ao amin'ny tononkalo onja mahery,
    ny RNMv sy ny Vonjisoa ANDJANIRINA no solon'anarana  isalorany.

Hametraka hevitra

Midira aloha