Anjely ((2.8.4.6.3.8.8.3))

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Anjeliko ianao
Anjeliko tsotra izao
Anjelikotsy haiko hoe nahoana
Fa ny ajeliko , anjeliko foana

Anjeliko anjeliko ihany
Anjelikom-pitia izay tsy ho lany
Anjeliko tsy indray miserana
Anjeliko azo ianteherana

Anjeliko ; anjeliko izany
Anjeliko tsisy tomany
Anjeliko ilay be fitia
Anjeliko foana indria
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1529 1
Mpakafy: lucky15
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : (2.8.4.6.3.8.8.3)
Nampiditra : lucky15
Daty : 01/11/2015 08:54
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0146