You are here: home > Vetso

983

IANAO NO TIAKO
TSY HO ARIAKO
FA EFA NOSAFIDIAKO
NY FEONAO IHANY
NO TSAROAKO IZAO
RAHA MBOLA ETO ANTANY AHO
DIA TSY HANADINO ANAO

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Nampiditra : 983
Daty : 21/09/2005
Mpamangy : 1613
Mankafy : 0
Ankafizo

Tononkalo hafa

Hampiditra tononkalo