Ando (ABS)

Nantsain'i
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ando… herijikan’ny saiko marefo
Ando… iankinan’ny foko be sento
Ando… iankinam-panahy be tomany
Loharanom-pitia tsy ho lany

Ando… aina manainga hivazo
Ando… hirahira tsy mety malazo
Ando... embona mahafanimpanina
Fitiavana tsy mba indramina
--------
Rohy:
1831 1
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : ABS
Nampiditra : sentosento
Daty : 11/05/2012 11:21
Antsantononkalo
Nantsain'i
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0105