You are here: home > Vetso

ADR

Tsy mpanoratra matihanina aho fa nanoratra ny fiainana niainako fotsiny.
Amiko, tsy afaka manoratra andiantononkalo iray aho raha toa tsy zavatra efa nihatra na mihatra amin'ny fianako no soratako.
Mety ho tinao ny tononkaloko raha toa ianao manana tantara mitovitovy amin'ny tantarako.
adr2012@hotmail.fr


Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Nampiditra : isangojy
Daty : 10/11/2008
Mpamangy : 2072
Mankafy : 1
Efa ankafizinao Esory