You are here: home > Vetso

Impiry re mitia vao mahit - Aloky Ny Lasa

Impiry re mitia vao mahita ny anjara?
Impiry koa voadona vao hahasoratra tantara?
Moa be ka misy sanda ny fitia
mba haharitra mandrakizay doria?

ALOKY NY LASA

Mombamomba

Mpanoratra : Aloky Ny Lasa

Nampiditra : 9248
Daty : 17/06/2017
Mpamangy : 129
Mankafy : 1
Ankafizo

Tononkalo hafa

Be ny maso mifanena kisen
Impiry...?
Etoana aho malala mitoetr

Hametraka hevitra

Midira aloha