You are here: home > Vetso

Vavaka - Ando

Navariana 'zany fiarahana
Andriamanitra no nitantana
Iaraha-mizaka 'zay zavatra miseho satria
Vavaka no hasandratray ry Tompo Malalanay ô!
Ovay ny Toetra ratsy 'zay mety hanananay mba ho

Soa tokoa anie ny fiarahanay
Izany no fanirianay ry Jesoa Zokinay ka

Arovy amin'ny Tananao mahery  'zahay
Ny fiainana 'zay mbola ho diavinay
Dia ho eo ankaikinay isan'andro Ianao ry Ray
Ombay ny Fanahy masinao ary izahay mba tsy ho azon-tsampona ny zavatra 'zay ho tanterahainay

Sokajy : Vavaka

Mombamomba

Mpanoratra : Ando

Nampiditra : zoky
Daty : 04/10/2005
Mpamangy : 1083
Mankafy : 1
Ankafizo Azo vakiana?

Tononkalo hafa

fitia nekeko
Vavaka sy Fisaorana

Hevitra mandeha

endrika01 (02/07/2009 07:08:54)

Mivavaha ka aza mitsahatra!

Hametraka hevitra

Midira aloha