--MANKASITRAKA-- (andriah mampionona mialy mirana)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
--MANKASITRAKA--



vivy ho no,tompony rano
raha ny hitsikitsika topon'ny dihy
mpanabe rain'ny fahendrena
sekoly sambo ny fahombiazana



tia fandrosoana ny mpanabe
ka tsy mitsahatra hamoaka ireo tanora marobe
ianareo no masoandro mamiratra
manatsara ny hoavinay hamiratra




tsisy dikany raha ny fisaorana
nefa izany no fahendrena
tsy hitako izay mendrika mba ho atolotro
fa ity ny famendreko ka soratra no atolotro



(R.A.A.Z.N)
--------
Rohy:
713 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : andriah mampionona mialy mirana
Nampiditra : zurahrakotonanahary
Daty : 21/11/2018 08:31
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0094