kanto i serasera (andriamihaja)

Nantsain'i ikalamako
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Isaorako anareo namorona Refa manina ianareo
Lany andro ,heri-tsaina Ka irery mitoreo
Inoako tena tsara orina Aza ela fa jereo
Ty serasera ankolo-tsaina Fa ao daholo ry zareo
Tsapako fa kanto ianao Miandry anao hikarajia
Ry malagasy hatram'zao Koa midira de avia
Eny fa na dia eo aza Na dia tsy mitovy saina
Ny maha enao ,anao Dia tena azo andrandraina
Sy ny maha ahy ,ahy Fa namana ny serasera
Tsy nataoko mampanahy Ka zay tafiditra ao maraina
fa reharehatsik'izao Tsy miala rah tsy rerakaina
De indreo mifampitady
Ary de manadihady
Iza izy?aiza ianao? SERASERA,HIRAHIRA
Izaho hiresaka aminao TONOKALO,VISAVISA
Sy ny teny mamy oe TSIKITSIKY,VAZIVAZY
Mila namana aho re DE AMPY HATSIAROVAKO AZY
Ka mamalia zay mandre
Ary tena nampiombona
Sady nampifakalala
Ka na de tsy mifankahita
Dia betsaka ny mety ho vita SAKAYMENA
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
1945 1
Mpakafy: Zozoro
Hevitra mandeha
sakaymena ( 03/06/2009 20:51)
INDRO AVERIKO INDRAY FA MIKOROTANA TSY ARAKY NY NANAOVAKO AZY E
hery ( 04/06/2009 00:49)
ataovy colonne iray ihany
sakaymena ( 04/06/2009 04:47)
ka gaga manko zah ino rh karan ty;k arh tsy namango e
hay zeny iz io merci e
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : andriamihaja
Nampiditra : sakaymena
Daty : 03/06/2009 20:45
Antsantononkalo
Nantsain'i ikalamako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0324