You are here: home > Vetso

Angamba - Andriatsitohaina H. J L Detekitiva (detekitiva)

nahoana no be mahala
izaho rehetra izao
sa izaho no adala
ka nampahafantatra anao

ilay teny miafina tsy ambaratelo
izay mba nafenina
kinanjo hitanareo
ka novaina tampoka teo
fa nahoana ry Hery
no navelanao hahazo vahana ?
ka tavela ny tonokaloko
satria tsy olana tsy azo vahana

nikiry ihany aho  ny hitady
ny vaholana  amahana izany
taty aorina vao hitko fa ny mail-ko
no hany fanafody

Detekitiva        22/10/2004 docom Ankadifotsy




Hevitra mandeha

hery (22/10/2004 16:03:17)

In kou zany tonokalo misy hafatra ho anah zany? :d

bitaka (23/10/2004 11:29:34)

slt tsy izany mantsy raHery fa zà detective privée de novako ny mot de passe nedala de tsy nisokatra intsony ny adresse-ny hoe detekitiva raha tsy izaho no nanoro azy e de nandefa hafatra tany aminao izy okay e Bitaka ihany !!!!!

detekitiva (23/10/2004 11:38:54)

izao no izy ry RaHery izaho no tompon'ny adress detekitiva dia hitan'ny bitaka io adressko io dia nataony izay hanovana ny teny miafinako mba tsy ahafahakko manoratra intsony

Hametraka hevitra

Midira aloha